17-23 Jolay
EZRA 9-10
Hira 89 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Hijaly Isika Rehefa Tsy Mankatò”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Ezr 10:44: Nahoana ny ankizy no noroahina niaraka tamin’ny reniny? (w06 15/1 20 § 2)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Ezr 9:1-9 (th lesona 2)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay taratasy mivalona hoe Tsy Hijaly Intsony ve Isika Indray Andro Any?, mba hampidirana an’ilay foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. (th lesona 13)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asao hivory ilay olona. Asehoy ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? (aza alefa) ary iaraho midinika ilay izy. (th lesona 6)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 11: Fampidirana sy hevitra 1-3 (th lesona 14)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Ho Voaro Isika Raha Mankatò (2Te 1:8): (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona no hitranga alohan’ny Aramagedona?
Inona no soa raisintsika dieny izao raha mankatò isika?
Inona no ifandraisan’ny Aramagedona amin’ny hoe mankatò?
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 50: Hevitra 6-7, famintinana sy famerenana ary tanjona
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 133 sy Vavaka