Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Nahafoy Zavatra ho An’i Jehovah Izy Ireo

Nahafoy Zavatra ho An’i Jehovah Izy Ireo

Nisy fianakaviana nasaina nandao ny lovany mba hipetraka any Jerosalema (Ne 11:1; w98 15/10 22 § 13)

Noderaina ireo vonona hanao an’izany sorona izany (Ne 11:2; w86 15/5 26)

Be lavitra noho izay zavatra mety hafointsika foana ny fitahiana omen’i Jehovah (Ml 3:10; w16.04 8 § 15)

SAINTSAINO IZAO: ‘Inona avy ny fitahiana azoko noho izaho nanao sorona mba hanompoana an’i Jehovah?’