Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

24-30 Jolay

NEHEMIA 1-2

24-30 Jolay
  • Hira 47 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Tonga Aho dia Nivavaka”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Ne 2:4: Vao sambany ve i Nehemia no nivavaka momba an’io raharaha io, ary inona no ianarantsika avy amin’izany? (w86 15/5 25)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Ne 2:11-20 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 44

  • Ataovy Namanao i Jehovah: Mba Valian’i Jehovah ve ny Vavaka Ataoko?: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona no ianarantsika momba ny vavaka avy amin’io video io?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 51

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 102 sy Vavaka