Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Tonga Aho dia Nivavaka”

“Tonga Aho dia Nivavaka”

[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Nehemia.]

Nivavaka aloha i Nehemia vao namaly ny fanontanian’ny mpanjaka (Ne 2:2-4; w08 15/2 3 § 5)

Nanaiky ny fangatahan’i Nehemia ny mpanjaka (Ne 2:5, 6)

SAINTSAINO IZAO: Inona no azontsika atao raha asaina manazava tampoka ny zavatra inoantsika isika?​—be 178 § 1.