28 Aogositra–3 Septambra
NEHEMIA 12-13
Hira 34 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Aza Mivadika Amin’i Jehovah Rehefa Mifidy Namana”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Ne 13:10: Nahoana no navahana tamin’ny Levita hafa ny mpihira tao amin’ny tempoly na dia Levita koa aza ry zareo? (it “Mozika”: “Feon’ny mpihira” § 2)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Ne 12:27-39 (th lesona 2)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Resaho amin’ilay olona ny momba ny tranonkalantsika, dia omeo karatra jw.org izy. (th lesona 16)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Lazao amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly isika, dia omeo karatra fanasana hianatra Baiboly izy. (th lesona 3)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 11: Famintinana sy famerenana ary tanjona (th lesona 20)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.)
“Miezaha ho Be Fitiavana sy Tsy Mivadika toa An’i Jehovah”: (10 min.) Fiaraha-midinika sy video.
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 55: Hevitra 5, famintinana sy famerenana ary tanjona
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 84 sy Vavaka