Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Aza Mivadika Amin’i Jehovah Rehefa Mifidy Namana

Aza Mivadika Amin’i Jehovah Rehefa Mifidy Namana

Tsy nahazo ‘niditra ho anisan’ny fiangonana’ ny Amonita sy ny Moabita satria nanohitra ny vahoakan’Andriamanitra ry zareo taloha (Ne 13:1, 2; it “Amonita”: “Nifanambady tamin’ny Israelita” § 2)

Navelan’i Eliasiba Mpisoronabe hampiasa efitra fisakafoana tao amin’ny tempoly ny lehilahy amonita iray (Ne 13:4, 5; w13 15/8 4 § 5-6)

Nasehon’i Nehemia hoe tsy nivadika tamin’i Jehovah izy ka nofoanany ny fifanarahana nifanaovan’i Eliasiba tamin’ny fahavalon’Andriamanitra (Ne 13:7-9)

Tsy mivadika amin’i Jehovah tokoa ve isika raha olona tsy tia azy no ataontsika namana?​w96 15/3 16 § 6.

SAINTSAINO IZAO: ‘Ahoana no fahitan’i Jehovah ny olona fidiko ho namana?’