3-9 Jolay
EZRA 4-6
Hira 148 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Aza Sakantsakanana ny Asa”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Ezr 6:13: Nahoana no zava-dehibe ilay teny hoe “Ampitan’ny Renirano”? (w93 15/6 32 § 3-5)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Ezr 4:8-24 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fitoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Fijaliana—Jk 1:13. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.
Fitoriana: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Resaho amin’ilay olona ny momba ny tranonkalantsika, dia omeo karatra jw.org izy. (th lesona 1)
Fitoriana: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Lazao amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly isika, dia omeo karatra fanasana hianatra Baiboly izy. (th lesona 9)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“‘Narovana ny Vaovao Tsara’ ary Natao Izay ‘Hahazoana Zo Ara-dalàna Hitory An’izany’”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video.
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 49: Hevitra 6, famintinana sy famerenana ary tanjona
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 130 sy Vavaka