Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Aza Sakantsakanana ny Asa”

“Aza Sakantsakanana ny Asa”

Mbola voarara ny fanorenana ny tempoly nefa nitarika ny Jiosy hanorina indray azy io i Jesoa na Josoa Mpisoronabe sy Zerobabela Governora (Ezr 5:1, 2; w22.03 17 § 13)

Rehefa nanontany ny mpanohitra hoe iza no nanome alalana ny Jiosy hanao an’ilay asa, dia nilaza ry zareo fa izay no didin’i Kyrosy (Ezr 5:3, 17; w86 1/5 29, efajoro § 2-3)

Nanamafy an’io didy io ny mpanjaka dia nanome baiko ny mpanohitra mba tsy hanakantsakana an’ilay asa (Ezr 6:7, 8; w22.03 15 § 7)

SAINTSAINO IZAO: Mety tsy ho azontsika tsara ny toromarika omen’ireo notendren’i Jehovah hitarika. Nahoana io tantara ao amin’ny Baiboly io no manampy antsika hanaraka an’izany?​—w22.03 18 § 16.