31 Jolay–6 Aogositra
NEHEMIA 3-4
Hira 143 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Heverinao ve hoe Manambany Anao ny Manao Asa Vatana?”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Ne 4:17, 18: Ahoana no nahafahana nanao fanorenana tamin’ny tanana ilany fotsiny? (w06 1/2 9 § 1)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Ne 3:15-24 (th lesona 2)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 3)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Iaraho midinika ny pejy 16 amin’ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! Asao hianatra Baiboly ilay olona. (th lesona 12)
Lahateny: (5 min.) km 11/12 1: Foto-kevitra: Mifalia Amin’ny Asa Mafy Ataonao. (th lesona 10)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Ahoana Ilay Miara-miasa Amin’ny Vavolombelon’i Jehovah?: (8 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Tokony hanao ahoana ny fitondran-tenantsika mba ho fitoriana vita ho azy amin’ny mpiara-miasa amintsika?
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (7 min.)
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 52
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 29 sy Vavaka