Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Heverinao ve hoe Manambany Anao ny Manao Asa Vatana?

Heverinao ve hoe Manambany Anao ny Manao Asa Vatana?

Tsy nieritreritra ny mpisoronabe sy ny rahalahiny hoe nanambany azy ireo ny nandray anjara tamin’ny fanamboarana ny mandan’i Jerosalema (Ne 3:1)

“Tsy nanetry tena” ny lehilahy manan-kaja sasany ka tsy nety nandray anjara tamin’ilay asa (Ne 3:5; w06 1/2 10 § 1)

Nisy vehivavy natahotra an’Andriamanitra nandray anjara tamin’ilay tetikasa dia nazoto nanao asa vatana (Ne 3:12; w19.10 23 § 11)

Asa vatana na asa heverin’ny olona ho ambany ary mety tsy ho voamariky ny olona ny ankamaroan’ny asa atao eo anivon’ny fiangonana.​—w04 1/8 18 § 16.

SAINTSAINO IZAO: ‘Ahoana ny fiheverako ny asa hoatr’izany raha mampandroso ny vaovao tsara ilay izy?’​—1Ko 9:23.