Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Te Hanompo ny Hafa i Nehemia fa Tsy Te Hotompoina

Te Hanompo ny Hafa i Nehemia fa Tsy Te Hotompoina

Tsy nanararaotra ny fahefany mba hahazoana tombony i Nehemia (Ne 5:14, 15, 17, 18; w02 1/11 27 § 3)

Tsy hoe nanara-maso an’ilay asa fotsiny i Nehemia fa nandray anjara tamin’izany koa (Ne 5:16; w16.09 6 § 16)

Nangataka tamin’i Jehovah i Nehemia mba hahatsiaro an’izay rehetra nataony ho an’ny vahoakan’Andriamanitra (Ne 5:19; w00 1/2 32)

Na dia governora aza i Nehemia dia tsy nanantena izy hoe hoentina amin’ny fomba miavaka. Ohatra tsara ho an’izay manana tombontsoam-panompoana sy manana andraikitra eo anivon’ny fiangonana izy.

SAINTSAINO IZAO: ‘Tiako kokoa ve ny manampy ny hafa sa aleoko miandry an-dry zareo hanao zavatra ho ahy?’