Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

12-18 Aogositra

SALAMO 73-74

12-18 Aogositra

Hira 36 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Ahoana Raha Mitsiriritra Olona tsy Manompo An’i Jehovah Isika?

(10 min.)

Mety hitsiriritra olona tsy manompo an’Andriamanitra isika (Sl 73:3-5; w20.12 19 § 14)

Hiova ny fomba fijerintsika raha manompo an’i Jehovah miaraka amin’ny rahalahy sy anabavy isika fa tsy mitokantokana (Sl 73:17; Oh 18:1; w20.12 19-20 § 15-16)

Eo amin’ny “toerana malama” ny olona tsy manompo an’Andriamanitra; ‘homena voninahitra’ kosa ny olona manompo an’Andriamanitra (Sl 73:18, 19, 24; w14 15/4 4 § 5; w13 15/2 25-26 § 3-5)

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 74:13, 14: Inona ilay hoe “Leviatana” resahin’ireo andininy ireo? (it-2 271)

    Valin-teninao
  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    Valin-teninao

3. Famakiana Baiboly

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Mitadiava hirika hiresahana amin’ny olona iray fantatrao momba ny zavatra renao vao haingana tany am-pivoriana. (lmd lesona 2, hevitra 4)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) AMPAHIBEMASO. Asao hianatra Baiboly ilay olona ary atoroy azy ny fanaovana an’ilay izy. (lmd lesona 8, hevitra 3)

6. Hazavao ny Zavatra Inoanao

(5 min.) Lahateny. ijwbq 89: Foto-kevitra: Ankasitrahan’Andriamanitra Daholo ve ny Fivavahana Rehetra? (th lesona 14)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 72

7. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

8. Fianarana Baiboly

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 18 sy Vavaka