Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

22-28 Jolay

SALAMO 66-68

22-28 Jolay

Hira 7 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Mitondra ny Entantsika Isan’andro i Jehovah

(10 min.)

Mihaino ny vavaka ataontsika i Jehovah ary mamaly azy ireny (Sl 66:19; w23.05 12 § 15)

Miahy an’ireo mila fanampiana i Jehovah (Sl 68:5; w10 1/12 23 § 5; w09 1/4 31 § 1)

Manampy antsika i Jehovah isan’andro (Sl 68:19; w23.01 19 § 17)

SAINTSAINO IZAO: Ahoana no ampisehoanao hoe avelanao hitondra ny entanao i Jehovah?

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 68:18: Iza ireo ‘lehilahy natao fanomezana’ tamin’ny andron’ny Israely? (w06 1/6 10 § 4)

    Valin-teninao
  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    Valin-teninao

3. Famakiana Baiboly

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) ISAN-TRANO. Tsy mitovy amin’ny anao ny kolontsain’ilay tompon-trano. (lmd lesona 5, hevitra 3)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) ISAN-TRANO. Iaraho midinika amin’ilay olona ilay taratasy mivalona napetrakao tamin’ianao nitory taminy. (lmd lesona 9, hevitra 3)

6. Rehefa Mampianatra

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 102

7. Misy Azonao Atao ve mba Hanamaivanana ny Mpiara-manompo?

(15 min.) Fiaraha-midinika.

Tsy misy mpanompon’Andriamanitra voatery hiady irery rehefa miatrika olana. (2Ta 20:15; Sl 127:1) Manampy antsika mantsy i Jehovah. (Is 41:10) Ahoana avy no anaovany an’izany? Manome tari-dalana antsika amin’ny alalan’ny Teniny sy ny fandaminany izy. (Is 48:17) Manome ny fanahiny masina koa izy, ary mahery izy io. (Lk 11:13) Mandrisika ny rahalahy sy anabavy koa izy mba hampahery antsika. (2Ko 7:6) Midika izany fa azon’i Jehovah ampiasaina isika tsirairay mba hanamaivanana ny mpiara-manompo.

Alefaso ilay VIDEO hoe Miezaha Foana Haneho Fitiavana Amin’ny Mpiara-manompo: Ny Be Taona. Iaraho midinika ity fanontaniana ity avy eo:

  • Inona no azonao atao mba hanamaivanana ny be taona?

    Valin-teninao

Alefaso ilay VIDEO hoe Miezaha Foana Haneho Fitiavana Amin’ny Mpiara-manompo: Ny Mpanompo Manontolo Andro. Iaraho midinika ity fanontaniana ity avy eo:

  • Inona no azonao atao mba hanamaivanana ny mpanompo manontolo andro?

    Valin-teninao

Alefaso ilay VIDEO hoe Miezaha Foana Haneho Fitiavana Amin’ny Mpiara-manompo: Ny Vahiny. Iaraho midinika ity fanontaniana ity avy eo:

  • Inona no azonao atao mba hanamaivanana an’izay miatrika zava-tsarotra?

    Valin-teninao

8. Fianarana Baiboly

(30 min.) rr toko 12 § 7-14

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 14 sy Vavaka