Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

8-14 Jolay

SALAMO 60-62

8-14 Jolay

Hira 2 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Mahatonga Antsika Tsy Hanana Ahiahy i Jehovah, ary Miaro Antsika sy Azo Ianteherana

(10 min.)

Toy ny tilikambo mafy i Jehovah (Sl 61:3; it “Tilikambo”: “Tilikambo an’ohatra”)

Avelan’i Jehovah hivahiny ao an-tranolainy isika (Sl 61:4; it “Tranolay”: “Heviny an’ohatra” § 4)

Toy ny vatolampy i Jehovah (Sl 62:2; w02 15/4 16 § 14)


SAINTSAINO IZAO: ‘Ahoana no ahitako hoe mihatsara ny fiainako noho izaho mahafantatra an’i Jehovah sy miantehitra aminy?’

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 62:11: Inona no dikan’ny hoe “an’Andriamanitra ny hery”? (w06 1/6 11 § 6)

    Valin-teninao
  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    Valin-teninao

3. Famakiana Baiboly

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Miezaha hiresadresaka amin’ny olona nampiseho hatsaram-panahy taminao. (lmd lesona 2, hevitra 3)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) ISAN-TRANO. Iresaho momba ny programa JW Library® ilay olona, dia atoroy azy ny fomba ampidirana an’ilay izy ao amin’ny fitaovany. (lmd lesona 7, hevitra 4)

6. Lahateny

(5 min.) w22.02 4-5 § 7-10: Foto-kevitra: Matokia An’i Jehovah Rehefa Mahazo Toromarika. (th lesona 20)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 12

7. Tsy Hisy Hahavita Hisakana An’i Jehovah “Tsy ho Tia Antsika”

(10 min.) Fiaraha-midinika.

Alefaso ilay VIDEO. Iaraho midinika ity fanontaniana ity avy eo:

  • Inona avy ny zavatra voafaritra tsara nanampian’i Jehovah ny Rahalahy Nyirenda rehefa nenjehina izy?

    Valin-teninao

8. Ataovy Namanao i Jehovah: Te Hatao Batisa ve Ianao?

(5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO. Raha azo atao dia mifidiana ankizy vitsivitsy mialoha ary asaivo mankeny amin’ny lampihazo izy ireo, dia anontanio hoe: Nahoana ianao no azo atao batisa na firy taona na firy taona? Inona avy no mila atao raha te hatao batisa?

9. Fianarana Baiboly

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 77 sy Vavaka