Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

1-7 Jolay

SALAMO 57-59

1-7 Jolay

Hira 148 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Niala maina i Saoly Mpanjaka sy ny miaramilany fa tsy nahavita nisambotra an’i Davida

1. Ataon’i Jehovah Mandamòka ny Tetiky ny Mpanohitra

(10 min.)

Tsy maintsy niafina an’i Saoly Mpanjaka i Davida (1Sa 24:3; Sl 57, teny mampiditra azy)

Nataon’i Jehovah tsy nahomby ny tetik’ireo mpanohitra an’i Davida (1Sa 24:7-10, 17-22; Sl 57:3 )

Matetika no tsy araka ny noeritreretin’ny mpanohitra ny vokatry ny zavatra ataony (Sl 57:6; bt 220-221 § 14-15)

SAINTSAINO IZAO: ‘Ahoana no ampisehoako hoe matoky an’i Jehovah aho rehefa misy manohitra?’​—Sl 57:2.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 57:7: Inona no dikan’ny hoe manana fo “tsy miovaova”? (w23.07 18-19 § 16-17)

    Valin-teninao
  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    Valin-teninao

3. Famakiana Baiboly

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Manàna Fikirizana: Ahoana no Nataon’i Paoly?

(7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika ny lmd lesona 7, hevitra 1-2.

5. Manàna Fikirizana: Tahafo i Paoly

(8 min.) Fiaraha-midinika miorina amin’ny lmd lesona 7, hevitra 3-5 sy ilay hoe “Jereo koa Ireto.”

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 65

6. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

7. Fianarana Baiboly

(30 min.) rr toko 11 § 9-17

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 108 sy Vavaka