Mpitory manolotra taratasy mivalona, Malta

TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Jona 2016

Fomba Fitory Modely

Fomba azo anolorana ny Mifohaza! sy taratasy mivalona. Jereo ny modely, ka mamoròna fomba fitory mety aminao.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Matokia An’i Jehovah ka Manaova ny Tsara

Ampiharo ny torohevitra ao amin’ny Salamo 37.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hatsarao ny Fanompoanao: Ampiasao Ireo Video Rehefa Mampianatra

Nahoana isika no tokony hampiasa video rehefa manompo? Nahoana izany no manampy antsika hahay hampianatra?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Manampy An’ireo Marary i Jehovah

Mampahery an’ireo mpanompon’i Jehovah marary na manana olana hafa ny tenin’i Davida ao amin’ny Salamo 41.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Tsy Hataon’i Jehovah Tsinontsinona ny Fo Torotoro

Resahin’i Davida ao amin’ny Salamo 51 fa niady saina be izy rehefa avy nanao fahotana lehibe. Inona no nanampy azy hihavana tamin’i Jehovah indray?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Zato Taona Ilay Fanjakana ary Mbola Hitohy ny Fitondrany

Valio ireo fanontaniana ireo mba hahitana hoe inona avy no efa vitan’ny Fanjakan’Andriamanitra, nanomboka tamin’ny 1914.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Apetraho Amin’i Jehovah Izay Manavesatra Anao”

Hanampy anao hiaritra an’izay olana mahazo anao na izay mampiady saina anao ny torohevitr’i Davida ao amin’ny Salamo 55:22.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

“Andriamanitra no Mpanampy Ahy”

Nidera an’i Jehovah i Davida noho Izy nanome ny Teniny. Inona ny andinin-teny nanampy anao rehefa nisy olana nahazo anao?