13-19 Jona
SALAMO 38-44
Hira 4 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Manampy An’ireo Marary i Jehovah”: (10 min.)
Sl 41:1, 2: Sambatra izay miahy ny mahantra (w15 15/12 24 § 7; w92 1/2 14 § 6)
Sl 41:3: Manampy sy mikarakara an’ireo olo-marina i Jehovah, rehefa marary izy ireo (w08 15/9 5 § 12-13)
Sl 41:12: Rehefa marary isika, dia hanampy antsika hiaritra ny mieritreritra momba an’ireo zavatra tsara ho avy (w15 15/12 27 § 18-19; w08 15/12 6 § 15)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Sl 39:1, 2: Rahoviana isika no tokony hangina fotsiny? (w09 15/5 4 § 5; w06 15/5 20 § 12)
Sl 41:9: Nahoana i Jesosy no nilaza fa nitovy tamin’izay nanjo an’i Davida ny nanjo azy? (w11 15/8 13 § 5; w08 15/9 5 § 11)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 42:6–43:5
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) g16.3, fonony
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) g16.3, fonony
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) fg lesona 2 § 4-5: Amin’ny farany, dia asehoy ilay video ao amin’ny jw.org hoe Manana Anarana ve Andriamanitra?
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Banjino Ilay Lokanao!: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ataovy Namanao i Jehovah: Banjino Ilay Lokanao! (Hira 24). (Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > ANKIZY.) Iaraho midinika ilay kilalao hoe “Ampitahao ny Fiainana Amin’izao sy Amin’ny Hoavy.” Fanontaniana: Inona avy no hiova rehefa tonga ny Paradisa? Inona no tena tianao rehefa any? Nahoana ianao no tokony hieritreritra an’izany rehefa kivikivy?—2Ko 4:18.
Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 17 § 14-22, famerenana
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 36 sy Vavaka