Manampy An’ireo Marary i Jehovah
Afaka matoky isika fa hanampy antsika foana i Jehovah na inona na inona manjo antsika, raha tsy mivadika isika
-
Narary be i Davida
-
Niahy ny mahantra i Davida
-
Tsy nanantena i Davida hoe hanao fahagagana i Jehovah ka hanasitrana azy. Natoky kosa izy fa hampionona sy hampahery ary hanome fahendrena azy i Jehovah
-
Fantatr’i Jehovah fa olona tsy nivadika i Davida