27 Jona–3 Jolay
SALAMO 52-59
Hira 38 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Apetraho Amin’i Jehovah Izay Manavesatra Anao”: (10 min.)
Sl 55:2, 4, 5, 16-18: Be dia be ny zavatra nahakivy efa niainan’i Davida (w06 1/6 11 § 3; w96 1/4 27 § 2)
Sl 55:12-14: Namadika an’i Davida ny zanany sy ny namana natokisany (w96 1/4 29 § 6)
Sl 55:22: Natoky i Davida fa hanampy azy i Jehovah (w06 1/6 11 § 4; w99 15/3 22-23)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Sl 56:8: Inona ny dikan’ilay hoe “ataovy ao anaty sininao ny ranomasoko”? (w09 1/6 29 § 1; w08 1/10 26 § 3)
Sl 59:1, 2: Inona no tokony hataontsika ankoatra ny mivavaka, raha jerena ny tantaran’i Davida? (w08 15/3 14 § 13)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 52:1–53:6
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) Manolora taratasy mivalona. Atoroy an’ilay olona ilay kaody QR any amin’ny pejy farany.
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Olona nandray taratasy mivalona no tsidihina.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) fg lesona 3 § 2-3: Amin’ny farany, dia asehoy ilay video hoe Tena Marina ve Izay Lazain’ny Baiboly?
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra ilain’ny fiangonana: (7 min.)
“Andriamanitra no Mpanampy Ahy”: (8 min.) Fiaraha-midinika. Asao ny mpanatrika hilaza an’izay tena tsapany. Tsara raha be dia be no manome valin-teny, mba hampahery ny rehetra. (Ro 1:12) Ampirisiho ny mpitory hampiasa ny Fitaovana Fikarohana rehefa misy olana ilany fanampiana avy ao amin’ny Tenin’Andriamanitra.
Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 18 § 14-21, famerenana
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 121 sy Vavaka