6-12 Jona
SALAMO 34-37
Hira 95 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Matokia An’i Jehovah ka Manaova ny Tsara”: (10 min.)
Sl 37:1, 2: Na hoatran’ny hoe miadana aza ny mpanao ratsy, dia aza mifantoka amin’izany fa manompoa an’i Jehovah foana (w03 1/12 9-10 § 3-6)
Sl 37:3-6: Matokia an’i Jehovah ka manaova ny tsara, dia hotahiny ianao (w03 1/12 10-12 § 7-15)
Sl 37:7-11: Miandrasa an’i Jehovah satria mbola hesoriny ny ratsy rehetra (w03 1/12 13 § 16-20)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Sl 34:18: Inona no ataon’i Jehovah amin’ireo “torotoro fo” sy “ketraka”? (w11 1/6 19)
Sl 34:20: Inona ny porofo fa tanteraka tamin’i Jesosy io faminaniana io? (w13 15/12 21 § 19)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 35:19–36:12
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy fomba fitory modely, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Ampirisiho ny mpitory hamorona fomba fitory mety aminy.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Hatsarao ny Fanompoanao: Ampiasao Ireo Video Rehefa Mampianatra”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Rehefa eo amin’ilay lohatenikely hoe “Ahoana no hanaovana azy?”, dia alefaso ilay video ao amin’ny jw.org hoe Avy Amin’iza ny Baiboly? (Jereo ao amin’ilay hoe ZAVATRA MISY > BOKY & BOKIKELY. Tadiavo ny bokikely Vaovao Tsara. Ao amin’ilay lesona hoe “Tena avy Amin’Andriamanitra ve ny Vaovao Tsara ao Amin’ny Baiboly?” no ahitana an’ilay video.)
Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 17 § 1-13
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 61 sy Vavaka