Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | LIOKA 1

Miezaha Hanetry Tena Hoatran’i Maria

Miezaha Hanetry Tena Hoatran’i Maria

Nomen’i Jehovah tombontsoa niavaka i Maria satria nanana toe-tsaina tsara izy.

1:38, 46-55

Inona tamin’ny tenin’i Maria no ahitana hoe...

  • nanetry tena izy?

  • tena nanam-pinoana izy?

  • nahay Soratra Masina izy?

  • nahay nankasitraka an’i Jehovah izy?