Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | LIOKA 2-3

Ry Tanora, Miezaha Hifandray Tsara Amin’i Jehovah

Ry Tanora, Miezaha Hifandray Tsara Amin’i Jehovah

Nanome modely ho an’ny tanora i Jesosy, satria mbola kely izy dia efa tia nanompo an’i Jehovah sady nanaja ray aman-dreny.

Ahoana no azonareo tanora anahafana an’i Jesosy rehefa...

  • 2:41, 42

    manompo an’i Jehovah?

  • 2:46, 47

    mianatra momba an’i Jehovah sy ny Teniny?

  • 2:51, 52

    mifandray amin’ny ray aman-dreny?