4-10 Jona
MARKA 15-16
Hira 95 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tanteraka Tamin’i Jesosy ny Faminaniana”: (10 min.)
Mr 15:3-5: Tsy niteny mihitsy i Jesosy rehefa nisy niampanga azy
Mr 15:24, 29, 30: Natao antsapaka ny akanjony, ary naneso azy ny olona (“fizarana ny akanjony ivelany”, “nihivingivin-doha” fanazavana Mr 15:24, 29, nwtsty *)
Mr 15:43, 46: Nalevina tao amin’ny fasan’ny mpanankarena izy (“Josefa” fanazavana Mr 15:43, nwtsty)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Mr 15:25: Tsy mitovy ny fotoana resahin’ny Filazantsara hoe namantsihana an’i Jesosy teo amin’ny hazo fijaliana. Inona no mety ho anton’izany? (“Ora fahatelo” fanazavana Mr 15:25, nwtsty)
Mr 16:8: Nahoana ny Filazantsaran’i Marka ao amin’ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao nohavaozina no tsy ahitana an’ilay teny famaranana lava na fohy? (“fa natahotra” fanazavana Mr 16:8, nwtsty)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mr 15:1-15
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fitoriana: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) jl lesona 2
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Araho Akaiky ny Dian’i Kristy”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ny Anaran’i Jehovah no Zava-dehibe Indrindra.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 23, sy efajoro “Olona Nisy Demonia”
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 140 sy Vavaka
^ feh. 8 Mbola tsy misy amin’ny teny malagasy io Baiboly fianarana io. Ao amin’ny Loharanon-kevitra ao Amin’ny Tari-dalana (mwbr) ireo fanazavana ireo (midira ao amin’ny jw.org/mg, ary tsindrio ny ZAVATRA MISY > TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA).