Kristianina miara-misakafo, Myanmar

TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Jona 2019

Hevitra Azo Resahina

Hevitra maromaro azo resahina momba ny andro farany.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Sary An’ohatra” Misy Dikany ho Antsika

Inona no mifanitsy amin’i Saraha sy Hagara? Inona no tokony hataonao raha te handray soa amin’ny fifanekena vaovao ianao?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Nanangana Fitantanan-draharaha i Jehovah

Inona ilay fitantanan-draharaha natsangan’i Jehovah? Inona no azonao atao raha te hiara-miasa amin’izy io ianao?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Ahoana no Hanatsarana ny Fianarana Samirery Ataonao?

Misy torohevitra vitsivitsy hanampy anao ato.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Tafio Daholo ny Fiadiana Fiarovana Rehetra avy Amin’Andriamanitra”

Oharina amin’ny miaramila ny Kristianina. Inona avy ireo fiarovana aseho eo amin’ny sary, ary inona no mifanitsy amin’izy ireo?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Inona re Izao no Tian’i Jehovah Hataoko E?

Inona no hanampy anao hamantatra ny sitrapon’i Jehovah sy hanao zavatra mifanaraka amin’izany?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Aza Manahy na Amin’inona na Amin’inona”

Betsaka ny zavatra mampanahy antsika amin’izao andro farany izao. Inona no azontsika atao mba tsy hanahy be loatra isika?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Fidio Tsara ny Fialam-boly Ataonao

Inona no tokony hataonao mba hampifaly an’i Jehovah ny fialam-boly fidinao?