10-16 Jona
EFESIANINA 1-3
Hira 112 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Nanangana Fitantanan-draharaha i Jehovah”: (10 min.)
[Alefaso ilay video Fampidirana ny Efesianina.]
Ef 1:8, 9: Mahakasika ny Fanjakan’ny Mesia ilay “zava-miafina masina” (it “Zava-miafina Masina”: “Ny Fanjakan’ny Mesia”)
Ef 1:10: Ataon’i Jehovah izay hahatonga ny zavaboariny any an-danitra sy ny olombelona ho tafaray (w12 15/7 27-28 § 3-4)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Ef 3:13: Voalaza eo hoe “voninahitra” ho an’ireo Efesianina ny fahoriana nanjo an’i Paoly. Nahoana? (w13 15/2 28 § 15)
Ef 3:19: Hoatran’ny ahoana ilay hoe ‘mahalala ny fitiavan’i Kristy’? (cl 299 § 21)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ef 1:1-14 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fitoriana: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 1)
Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 3)
Fitoriana: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina, ary manolora boky na zavatra hafa anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 9)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Ahoana no Hanatsarana ny Fianarana Samirery Ataonao?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe ‘Tano Mafy ny Tenin’ny Fiainana’, ka Manaova Fianarana Samirery.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 70
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 144 sy Vavaka