Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EFESIANINA 1-3

Nanangana Fitantanan-draharaha i Jehovah

Nanangana Fitantanan-draharaha i Jehovah

1:8-10

Io fitantanan-draharaha io dia ny fandaharana ataon’i Jehovah, mba hahatonga ny zavaboariny any an-danitra sy ny olombelona ho tafaray.

  • Manomana ny voahosotra ho amin’ny fiainany any an-danitra izy io. Mbola ho eo ambany fahefan’i Jesosy Kristy izy ireo rehefa any

  • Manomana an’ireo hiaina ao amin’ny tontolo vaovao eto an-tany izy io. Ny Fanjakan’ny Mesia no hitondra amin’izay

Inona ny zavatra sasany azoko atao, mba ho tafaray foana ny fandaminan’i Jehovah?