“Tafio Daholo ny Fiadiana Fiarovana Rehetra avy Amin’Andriamanitra”
Noharin’ny apostoly Paoly tamin’ny miaramila any an’ady ny Kristianina. Ireo “fanahy ratsy” no fahavalontsika. Na dia hoatran’ny hoe atody miady amam-bato aza isika, dia afaka mandresy satria manampy antsika i Jehovah. Mila ‘mitafy ny fiadiana fiarovana rehetra avy amin’Andriamanitra’ fotsiny isika.
Inona avy ireo fiarovana aseho eo amin’ny sary, ary inona no mifanitsy amin’izy ireo? Soraty eto ambany izany
SAINTSAINO IZAO: Efa anaovako daholo ve ireo fiadiana fiarovana rehetra ireo?