Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

24-30 Jona

FILIPIANINA 1-4

24-30 Jona
  • Hira 33 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 45

  • Andevozin’ny Fitaovana Elektronika ve Ianao?: (5 min.) Alefaso ilay video. Valio ireto avy eo: Afaka manampy antsika amin’ny inona ny fitaovana elektronika? Inona ny vokany raha andevozin’izy ireny ny olona iray? Ahoana no ahitana hoe efa andevozin’ny fitaovana elektronika ianao? Inona no azonao atao mba hampisehoana hoe mahay ‘mamantatra an’izay zava-dehibe kokoa’ ianao? (Fi 1:10)

  • Fidio Tsara ny Fialam-boly Ataonao”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mampifaly An’i Jehovah ve ny Fialam-boly Fidiko?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 72

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 76 sy Vavaka