Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | FILIPIANINA 1-4

“Aza Manahy na Amin’inona na Amin’inona”

“Aza Manahy na Amin’inona na Amin’inona”

4:6, 7

  • Ny vavaka no fanafodin’ny fanahiana

  • Raha manam-pinoana isika rehefa mivavaka, dia homen’i Jehovah fiadanana “lehibe lavitra noho ny eritreritra rehetra”

  • Hoatran’ny hoe tsy ho voavaha mihitsy ny olana mahazo antsika indraindray. Manampy antsika hiaritra anefa i Jehovah. Mety hanao zavatra tsy ampoizintsika mihitsy aza izy.—1Ko 10:13