Mosesy sy Arona miresaka amin’i Farao

TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Jona 2020

Hevitra Azo Resahina

Hevitra azo resahina momba ny andro farany.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Namela ny Fahadisoan’ireo Rahalahiny i Josefa

Inona no azontsika ianarana momba ny famelan-keloka rehefa jerena ny ohatr’i Josefa?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Nahazo Sakafo Nandritra ny Mosary

Tratran’ny mosary ara-panahy ny olona eto amin’ity tontolo ity. Aiza anefa isika no afaka mahazo sakafo ara-panahy be dia be?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Betsaka ny Zavatra Azontsika Ianarana avy Amin’ireo Be Taona

Nahoana no ohatra tsara ho antsika ny finoan’ireo be taona?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Inona no Azonao Ianarana avy Amin’ireo Efa Ela Nanompoana An’i Jehovah?

Betsaka ny zavatra niainan’ireo efa ela nanompoana an’i Jehovah. Inona no azonao atao mba hiana-javatra avy amin’izy ireny ianao?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Ho Tonga Izay Rehetra Tiako Aho

Mahavita miovaova araka izay tiany i Jehovah, araka ny dikan’ny anarany. Inona no vokatr’izany eo aminao?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Homba Anao Aho Rehefa Miteny Ianao”

Nahoana ny ohatr’i Mosesy no manampy antsika raha matahotra ny hitory isika?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Ahoana no Ampiasana An’ireo Hevitra Azo Resahina?

Ahoana no azonao ampiasana ny hevitra azo resahina, rehefa manana anjara ianao na rehefa eny amin’ny fanompoana?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Ho Vitanao ny Hitory sy Hampianatra!

Inona no hanampy anao hanana herim-po, ka hahavita hitory sy hampianatra?