1-7 Jona
GENESISY 44-45
Hira 130 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Namela ny Fahadisoan’ireo Rahalahiny i Josefa”: (10 min.)
Ge 44:1, 2: Nitsapa an’ireo rahalahiny i Josefa mba hahitana raha efa niova izy ireo (w15 1/5 14 § 5–15 § 1)
Ge 44:33, 34: Niangavy mafy i Joda mba tsy hogadraina i Benjamina
Ge 45:4, 5: Nanahaka an’i Jehovah i Josefa ka namela an’ireo rahalahiny
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Ge 44:13: Nahoana ny olona fahiny no nandrovitra ny akanjony? (it “Mandrovitra Akanjo” § 1-2)
Ge 45:5-8: Inona no afaka manampy antsika hiaritra ny tsy rariny? (w04 15/8 15 § 15)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ge 45:1-15 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Miresaha Zavatra Mahaliana sy Mahasoa, ary iaraho midinika ny lesona 18 amin’ny bokikely Miezaha.
Lahateny: (5 min. na latsaka) w06 1/2 31: Foto-kevitra: Rehefa jerena ny Genesisy 44:5, 15, nampiasa kaopy volafotsy manokana tokoa ve i Josefa mba hamantarana ny hoavy? (th lesona 18)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (10 min.)
Zava-bitan’ny Fandaminana: (5 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity volana Jona ity.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 117
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 19 sy Vavaka