8-14 Jona
GENESISY 46-47
Hira 86 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Nahazo Sakafo Nandritra ny Mosary”: (10 min.)
Ge 47:13: Nisy mosary mafy tany Ejipta sy Kanana (w87 1/8 15 § 2)
Ge 47:16, 19, 20: Tsy maintsy nahafoy izay nananany ny Ejipsianina mba tsy ho fatin’ny mosary
Ge 47:23-25: Mila miezaka isika raha te handray soa avy amin’ireo sakafo ara-panahy be dia be azontsika (kr 234-235 § 11-12)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Ge 46:4: Nahoana no i Josefa no nasain’i Jehovah ‘nanakimpy ny mason’i’ Jakoba? (it “Fihetsika sy Fanao”: “Fihetsika hafa” § 3)
Ge 46:26, 27: Firy ny olona anisan’ny ankohonan’i Jakoba tonga tany Ejipta? (“olona dimy amby fitopolo” fanazavana As 7:14, nwtsty)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ge 47:1-17 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fitoriana: (4 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no ahitana hoe nahay nametraka fanontaniana ilay mpitory? Inona no mampiseho fa nanazava tsara an’ilay andininy izy?
Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina, ary manolora boky na zavatra hafa anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 3)
Fitoriana: (5 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo boky Ianarana ilay olona avy eo, ary ampiasao ny toko 9 mba hanombohana fampianarana Baiboly. (th lesona 14)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Mihaino ny Fampahatsiahivan’i Jehovah Foana ve Ianao?: (15 min.) Alefaso ilay video hoe Tiavo ny Fampahatsiahivan’i Jehovah. Ampirisiho ny rehetra mba hamaky Baiboly tsy tapaka sy handray foana an’ireo sakafo ara-panahy avy amin’i Jehovah.—Is 25:6; 55:1; 65:13; Mt 24:45.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 118
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 109 sy Vavaka