Fahatsiarovana ny nahafatesan’i Kristy, Alemaina

TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Martsa 2016

Fomba Fitory Modely

Fomba azo anolorana Ny Tilikambo Fiambenana sy ny fanasana Fahatsiarovana 2016. Mamoròna fomba fitory mety aminao.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Vonona Hiaro ny Vahoakan’i Jehovah i Estera fa Tsy Tia Tena

Nanao vivery ny ainy izy, ka nanampy an’i Mordekay hamoaka lalàna hiarovana ny Jiosy rehetra. (Estera 6-10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

Hatsarao ny Fanompoanao: Mamoròna Fomba Fitory Rehefa Hametraka Gazety

Ato misy soso-kevitra hanampy anao hamorona fomba fanolorana Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza!

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Raiso Tsara Izay Rehetra Tonga

Inona no azontsika atao mba handraisana tsara an’ireo vaovao sy tsy mitory intsony, amin’ny Fahatsiarovana?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Tsy Nivadika i Joba na Niaritra ny Mafy Aza

Nasehon’i Joba fa i Jehovah no tiany indrindra eo amin’ny fiainany. (Joba 1-5)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Nitaraina i Joba Satria Mafy ny Nahazo Azy

Lasa niteniteny foana i Joba satria nijaly sy kivy loatra. Tsy nivadika tamin’i Jehovah mihitsy anefa izy fa tia azy foana. (Joba 6-10)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Natoky i Joba fa Hatsangana ny Maty

Fantany fa hanangan’i Jehovah indray ny maty, hoatran’ny hazo efa nokapaina nefa lasa misy tsimoka kely indray avy amin’ny fakany. (Joba 11-15)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Afaka ny ho Velona Indray ny Maty Noho ny Vidim-panavotana

Hitsangana ny maty satria nanome vidim-panavotana i Jehovah. Tsy handevina intsony isika amin’izay fa hitsena ny havantsika hatsangana amin’ny maty.