Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

21-27 Martsa

JOBA 6-10

21-27 Martsa
  • Hira 68 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: wp16.2 16: Lazao fa afaka manao fanomezana ilay olona. (2 min. na latsaka)

  • Fiverenana Mitsidika: wp16.2 16: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka. (4 min. na latsaka)

  • Fampianarana Baiboly: fg lesona 2 § 6-8 (6 min. na latsaka)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 114

  • Eritrereto Tsara Izay Holazaina Rehefa Hampahery Olona: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video nalefa tamin’ny sekolin’ny anti-panahy vao haingana. Diniho avy eo hoe: Ahoana no ahitana fa tena nahay nampahery an’ilay anabavy nidonam-pahoriana ireo rahalahy roa tao amin’ilay video? Ahoana no azontsika anahafana azy ireo?

  • Fianarana Baiboly: ia toko 11 § 12-20, famerenana p. 98 (30 min.)

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 27 sy Vavaka