13-19 Martsa
JEREMIA 5-7
Hira 66 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tsy Nanao ny Sitrapon’i Jehovah Intsony Izy Ireo”: (10 min.)
Je 6:13-15: Nahariharin’i Jeremia ny fahotan’ilay firenena (w88 1/7 11-12 § 7-8)
Je 7:1-7: Nanao izay azony natao i Jehovah mba hanampiana azy ireo hibebaka (w88 1/7 12 § 9-10)
Je 7:8-15: Nieritreritra ny Israelita hoe tsy hanao zavatra i Jehovah (jr 21 § 12)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Je 6:16: Inona no nasain’i Jehovah nataon’ny vahoakany? (w05 1/11 23 § 11)
Je 6:22, 23: Nahoana no azo lazaina hoe hisy vahoaka ho “tonga avy any amin’ilay tany any avaratra”? (w88 1/7 13 § 15)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Je 5:26–6:5
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) T-36: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) T-36: Iaraho midinika ny “Fanontaniana Hosaintsainina.” Asao hanatrika Fahatsiarovana ilay olona.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) jl lesona 1: Asao hanatrika Fahatsiarovana ilay olona.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Ahoana no Ampiasana ny Bokikely Iza no Tena Manao ny Sitrapon’i Jehovah?”: (15 min.) Iaraho midinika mandritra ny dimy minitra aloha ilay lahatsoratra. Alefaso avy eo ilay video mampiseho ny fomba azo ampiasana ny lesona 8 amin’ilay bokikely, ary iaraho midinika. Ampirisiho ny mpitory hampiasa an’ilay bokikely isaky ny mampianatra Baiboly.
Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 9 § 16-21 sy ny efajoro hoe “Voa Bitika Kely Roa Lasa Hazo Be” ary ny hoe “Mino ve Ianao fa Tena Misy ny Fanjakan’Andriamanitra?”
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 10 sy Vavaka