Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JEREMIA 5-7

Tsy Nanao ny Sitrapon’i Jehovah Intsony Izy Ireo

Tsy Nanao ny Sitrapon’i Jehovah Intsony Izy Ireo

7:1-4, 8-10, 15

  • Sahy nampiharihary i Jeremia hoe nanota ny Israelita ary nihatsaravelatsihy

  • Nihevitra ny Israelita fa hiaro azy ireo amin’ny fahavalo ny fisian’ny tempoly

  • Nilaza i Jehovah fa tsy hisy dikany ny sorona ataon’ny olona iray, raha mbola zatra manota izy

Saintsaino izao: Inona no azoko atao mba hifanaraka amin’ny sitrapon’i Jehovah ny fanompoako, fa tsy ho lasa fahazarana fotsiny?

Jeremia eo anoloan’ny vavahadin’ny tranon’i Jehovah