Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JEREMIA 8-11

Mila ny Tari-dalan’i Jehovah ny Olona Raha Te Hahomby

Mila ny Tari-dalan’i Jehovah ny Olona Raha Te Hahomby

Tsy manan-jo hifampitondra ny olona, sady tsy ho tafavoaka mihitsy raha manao izany

10:21-23

  • Tsy nitady an’i Jehovah ny mpitarika teo amin’ny Israely, ka niparitaka ny vahoaka

  • Niadana sy sambatra ary tsy nanana ahiahy izay nanaiky hotarihin’i Jehovah