Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JEREMIA 1-4

“Momba Anao Aho, mba Hanafaka Anao”

“Momba Anao Aho, mba Hanafaka Anao”

Mety ho 25 taona latsaka kely i Jeremia tamin’i Jehovah nanendry azy ho mpaminany. Nieritreritra i Jeremia hoe tsy ho hainy ilay asa, nefa nanome toky azy i Jehovah hoe hanampy azy foana izy.

  1. 647

    Voatendry ho mpaminany i Jeremia

  2. 607

    Rava i Jerosalema

  3. 580

    Vita ny bokin’i Jeremia

T.K. ny daty rehetra