12-18 Martsa
MATIO 22-23
Hira 30 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Ankatoavy Ireo Didy Roa Lehibe Indrindra”: (10 min.)
Mt 22:36-38: Inona no tokony hataontsika raha tiantsika ny hankatò an’ilay didy lehibe indrindra sady voalohany ao amin’ny Lalàna? (“fo”, “saina” fanazavana Mt 22:37, nwtsty)
Mt 22:39: Inona no didy faharoa lehibe indrindra ao amin’ny Lalàna? (“Ny faharoa”, “namanao” fanazavana Mt 22:39, nwtsty)
Mt 22:40: Mifototra amin’ny fitiavana ny Soratra Hebreo manontolo (“ny Lalàna ... ny Mpaminany”, “fototry” fanazavana Mt 22:40, nwtsty)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Mt 22:21: Hazavao ilay hoe “izay an’i Kaisara” sy ilay hoe “izay an’Andriamanitra.” (“amin’i Kaisara izay an’i Kaisara”, “amin’Andriamanitra izay an’Andriamanitra” fanazavana Mt 22:21, nwtsty)
Mt 23:24: Inona no tian’i Jesosy holazaina eo? (“tantavaninareo ny moka amin’ny zava-pisotronareo, nefa atelinareo ny rameva” fanazavana Mt 23:24, nwtsty)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mt 22:1-22
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.
Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bhs 199 § 8-9: Ampirisiho ilay mpianatra hanasa ny olom-pantany hanatrika Fahatsiarovana.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Ahoana no Itiavana An’Andriamanitra sy ny Namana?” (15 min.) Fiaraha-midinika. Zava-dehibe ny maka sary an-tsaina ny tantara ao amin’ny Baiboly. Mba hampisehoana izany, dia alefaso ilay tantara ara-baiboly henoina hoe Jehovah Ihany no Tena Andriamanitra—Ampahany, ary asaivo manaraka ao amin’ny 1 Mpanjaka 18:17-46 ny mpanatrika.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 12
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 52 sy Vavaka