Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | MATIO 22-23

Ankatoavy Ireo Didy Roa Lehibe Indrindra

Ankatoavy Ireo Didy Roa Lehibe Indrindra

22:36-39

Maro ny antony tokony hanatrehantsika fivoriana kristianina. Alaharo ireto antony ireto, mifanaraka amin’izay voalazan’ny Matio 22:36-39:

  • Mba hahazo fampaherezana

  • Mba hampahery an’ireo mpiara-manompo

  • Mba hanompo an’i Jehovah sy hanaporofo hoe tia azy

Nahoana isika no mbola tokony hivory foana na dia reraka aza, ary mieritreritra hoe tsy dia handray soa amin’ilay izy?

Ahoana koa no ampisehoantsika hoe mankatò an’ireo didy roa lehibe indrindra isika?