Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

19-25 Martsa

MATIO 24

19-25 Martsa
  • Hira 126 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Miezaha Foana Hiambina Amin’izao Andro Farany Izao”: (10 min.)

    • Mt 24:12: Hihamangatsiaka ny fitiavan’ny olona maro, noho ny fitomboan’ny fandikan-dalàna (it “Fitiavana”: “Mety hihamangatsiaka ny fitiavana”)

    • Mt 24:39: Ho variana loatra amin’ny fiainana andavanandro ny olona sasany (w99 15/11 19 § 5)

    • Mt 24:44: Ho avy amin’ny ora tsy ampoizintsika ny Tompo (jy 259 § 5)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Mt 24:8: Inona no mety ho dikan’io tenin’i Jesosy io? (“fahoriana” fanazavana Mt 24:8, nwtsty)

    • Mt 24:20: Nahoana i Jesosy no nilaza an’io? (“amin’ny ririnina”, “amin’ny andro sabata” fanazavana Mt 24:20, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mt 24:1-22

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Vao manomboka miresaka an’ilay hevitra azo resahina ianao dia manohitra ilay olona. Fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy, ary miezaka mamaly azy ianao.

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Tsy ao ilay olona nitorianao fa ny havany no mamoha trano. Miresaka aminy an’ilay hevitra azo resahina ianao.

  • Video Fiverenana Mitsidika Faharoa: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA