Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Akaiky ny Faran’ny Rafitr’ity Tontolo Ity

Akaiky ny Faran’ny Rafitr’ity Tontolo Ity

Jereo ilay video hoe Akaiky ny Faran’ny Rafitr’ity Tontolo Ity, ary valio ireto fanontaniana mifandray amin’ny Matio 24:34 ireto:

  • Inona ilay hoe “izany rehetra izany”?

  • Nahoana ny Eksodosy 1:6 no manampy antsika hahalala momba ny dikan’ilay hoe “taranaka”?

  • Iza ilay taranaka tian’i Jesosy horesahina?

  • Iza avy ireo antokony roa amin’ilay hoe “ity taranaka ity”?

  • Nahoana ny tenin’i Jesosy no manaporofo fa tena efa akaiky ny farany?