Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | MATIO 24

Miezaha Foana Hiambina Amin’izao Andro Farany Izao

Miezaha Foana Hiambina Amin’izao Andro Farany Izao

24:39

Variana amin’ny fiainana andavanandro ny olona maro, ka tsy mahavita manao zavatra ara-panahy. Isika Kristianina kosa miezaka ny hiambina foana. Inona àry no tsy itovizantsika amin’ity tontolo ity eo amin’ny resaka...

  • fianarana?

  • fialam-boly?

  • asa?

  • vola sy harena?