Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

5-11 Martsa

MATIO 20-21

5-11 Martsa
  • Hira 76 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Na Iza na Iza Te ho Lehibe Aminareo dia Tsy Maintsy ho Mpanomponareo”: (10 min.)

    • Mt 20:3: Te ho hitan’ny olona sy hoarahabaina “teny an-tsena” ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo nanambony tena (“Tsena” fanazavana Mt 20:3, nwtsty *)

    • Mt 20:20, 21: Nangataka toerana ahazoana voninahitra sy fahefana ny apostoly roa (“renin’izy roa lahy zanak’i Zebedio”, “ny iray eo ankavananao, ary ny iray eo ankavianao” fanazavana Mt 20:20, 21, nwtsty)

    • Mt 20:25-28: Nanazava i Jesosy fa tsy maintsy manetry tena ny mpianany sady vonona hanompo ny hafa (“mpanompo” fanazavana Mt 20:26, 28, nwtsty)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Mt 21:9: Inona no tian’ny vahoaka holazaina rehefa niantsoantso hoe: “Mba vonjeo re ny Zanak’i Davida e!”? (“Mba vonjeo re”, “Zanak’i Davida” fanazavana Mt 21:9, nwtsty)

    • Mt 21:18, 19: Nahoana i Jesosy no nanozona an’ilay aviavy mba halazo? (jy 244 § 4-6)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mt 20:1-19

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 36-37 § 3-4

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 99

  • Zavatra ilain’ny fiangonana: (5 min.)

  • Zava-bitan’ny Fandaminana: (10 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Martsa ity.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 11

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 53 sy Vavaka

[Fanamarihana ambany pejy]

^ feh. 7 Mbola tsy misy amin’ny teny malagasy io Baiboly fianarana io. Ao amin’ny Loharanon-kevitra ao Amin’ny Tari-dalana (mwbr) ireo fanazavana ireo (midira ao amin’ny jw.org/mg, tsindrio ny ZAVATRA MISY > TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA).