Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hevitra Azo Resahina

Hevitra Azo Resahina

●○○ FITORIANA

Ezaka Manokana Hizarana Fanasana Fahatsiarovana (3-31 Martsa): Misy fotoan-dehibe tianay hanasana anao. Ity ny fanasana ho anao. Olona an-tapitrisany eran-tany no hiara-mivory amin’ny asabotsy 31 Martsa, mba hahatsiaro ny nahafatesan’i Jesosy Kristy. Efa voalaza ao ny ora sy ny toerana hanaovana azy. Asainay koa ianao hanatrika an’ilay lahateny hoe: “Iza Marina moa i Jesosy Kristy?”, izay hatao herinandro alohan’io.

Horesahina amin’ny manaraka, raha liana ilay olona: Nahoana i Jesosy no maty?

○●○ FIVERENANA MITSIDIKA VOALOHANY

Fanontaniana: Nahoana i Jesosy no maty?

Andinin-teny: Mt 20:28

Horesahina amin’ny manaraka: Inona ny soa azontsika noho ny vidim-panavotana?

○○● FIVERENANA MITSIDIKA FAHAROA

Fanontaniana: Inona ny soa azontsika noho ny vidim-panavotana?

Andinin-teny: Ro 6:23

Horesahina amin’ny manaraka: Ahoana no ampisehoantsika hoe mankasitraka ny vidim-panavotana isika?