Rahalahy iray mampiseho video amin’ny olona ampianariny, Afrika Atsimo

TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Martsa 2019

Hevitra Azo Resahina

Hevitra maromaro azo resahina momba ny fikasan’Andriamanitra ho an’ny olombelona.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Asehoy hoe Tena Tianao ny Hafa

Raha misy olona nanao zavatra nampalahelo antsika, ahoana no hampisehoantsika hoe tena tia azy isika?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Avelao i Jehovah Hampionona Anao sy Hanampy Anao Hiaritra

Mampionona antsika sy manampy antsika hiaritra i Jehovah, amin’ny alalan’ny Teniny.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Olona Araka ny Nofo ve Ianao sa Olona Araka ny Fanahy?

Tokony hiezaka isika mba ho olona araka ny fanahy foana.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hatsarao ny Fanompoanao: Miezaha Hitory An-taratasy

Inona avy no mila tadidintsika rehefa hitory an-taratasy isika?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Taratasy Modely

Ampifanaraho amin’ny zava-misy sy ny olona andefasana azy ny zavatra soratanao.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Lalivay Kely Fotsiny dia Mampitombo ny Koba Manontolo”

Nahoana no lazaina fa porofon’ny fitiavana ny fandroahana?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Mampiasà Video Rehefa Mampianatra Baiboly

Mampiasa video ve ianao rehefa mampianatra Baiboly?