Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ROMANINA 15-16

Avelao i Jehovah Hampionona Anao sy Hanampy Anao Hiaritra

Avelao i Jehovah Hampionona Anao sy Hanampy Anao Hiaritra

15:4-7

Mampionona antsika sy manampy antsika hiaritra i Jehovah. Izany, ohatra, no nahatonga azy hanome antsika ny Teniny. Nahoana no mampahery anao ny tantaran’ireto olona voaresaka ao amin’ny Baiboly ireto?

  • Noa

  • Josefa

  • Davida