18-24 Martsa
1 KORINTIANINA 1-3
Hira 127 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Olona Araka ny Nofo ve Ianao sa Olona Araka ny Fanahy?”: (10 min.)
[Alefaso ilay video Fampidirana ny 1 Korintianina.]
1Ko 2:14: Hoatran’ny ahoana ny olona araka ny nofo? (w18.02 19 § 4-5)
1Ko 2:15, 16: Hoatran’ny ahoana ny olona araka ny fanahy? (w18.02 19 § 6; 22 § 15)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
1Ko 1:20: Nahoana no lazaina fa ‘novan’Andriamanitra ho hadalana ny fahendren’izao tontolo izao’? (it “Fahendrena”: “Mifanohitra amin’ny zava-miafina masin’Andriamanitra” § 3)
1Ko 2:3-5: Inona no ianarantsika avy amin’i Paoly? (w08 15/7 27 § 6)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 1Ko 1:1-17 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 3)
Fiverenana Mitsidika Voalohany: (4 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina, ary manolora boky Ianarana. (th lesona 11)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Hatsarao ny Fanompoanao: Miezaha Hitory An-taratasy”: (8 min.) Fiaraha-midinika.
Ezaka Manokana Hizarana Fanasana Fahatsiarovana Manomboka ny Asabotsy 23 Martsa: (7 min.) Fiaraha-midinika, ataon’ny mpiandraikitra ny fanompoana. Omeo fanasana iray avy ny mpanatrika, ary resaho ny votoatiny. Alefaso ilay video fanolorana fanasana, ary iaraho midinika. Resaho ny fandaharana ataon’ny fiangonana mba hamitana ny faritany.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 59
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 51 sy Vavaka