Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | 1 KORINTIANINA 1-3

Olona Araka ny Nofo ve Ianao sa Olona Araka ny Fanahy?

Olona Araka ny Nofo ve Ianao sa Olona Araka ny Fanahy?

2:14-16

Tokony hiezaka isika mba ho olona araka ny fanahy foana. (Ef 4:23, 24) Ahoana no hanaovana an’izany? Mila mazoto mianatra isika, manana tanjona ara-panahy, ary miezaka hanana ny vokatry ny fanahy.

Akaiky kokoa an’i Jehovah ve ianao izao, raha oharina amin’ny tamin’ny herintaona, na tamin’ny folo taona, na tamin’ny ianao vao vita batisa?