25-31 Martsa
1 KORINTIANINA 4-6
Hira 123 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Lalivay Kely Fotsiny dia Mampitombo ny Koba Manontolo”: (10 min.)
1Ko 5:1, 2: Nilefitra tamin’ny fahotana lehibe ny fiangonan’i Korinto
1Ko 5:5-8, 13: Nasain’i Paoly nesorina ilay “lalivay”, ka hatolotra ho an’i Satana ilay mpanota (it “Lalivay”: “Heviny an’ohatra”; it “Satana”: “Hatsipy any amin’ny lavaka mangitsokitsoka ary haringana amin’ny farany” § 5-6)
1Ko 5:9-11: Tsy tokony hifanerasera amin’ny mpanota tsy mibebaka ny fiangonana (lv 34-35 § 19-21)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
1Ko 4:9: Nahoana ny mpanompon’Andriamanitra no lazaina fa “fampisehoana an-tsehatra” jeren’ny anjely? (w09 15/5 24 § 16)
1Ko 6:3: Inona no tian’i Paoly holazaina tamin’ilay hoe “hitsara anjely isika”? (it “Lalàna”: “Lalàna ho an’ny anjely”)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 1Ko 6:1-14 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fiverenana Mitsidika Faharoa: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 11)
Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) lv 34-35 § 19-21 (th lesona 3)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Mampiasà Video Rehefa Mampianatra Baiboly”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video: Eo amin’ny lesona 4 amin’ny bokikely Vaovao Tsara ny fianarana, ary mampiseho an’ilay video mifandray amin’izy io ilay mpitory. Asio fiaraha-midinika aorian’izay.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 60
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 23 sy Vavaka